Maitresse Haingo

Ny tohana omen’ny Baliaka, dia manampy betsaka amin’ny fampitana ny fampianarana ataonay, ary manampy tosika amin’ny fahaiza-manao hanananay, koa dia misaotra betsaka indrindra Tompoko